|
|
|
|

Entry1  irahina
Root  2  iraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?
Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy
Explanations in English  5  [1.2#291] to be sent as a messenger
6  [1.7] to be sent
Explanations in French  7  [1.3#282, 1.8] qu'on envoie
Examples  8  Tsy andriny ianao ka nirahiny aho [2.895#61]
9  Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034]
10  Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380]
11  Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96]
12  Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing the word irahina

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/28