|
|
|
|

Entry1  iray fototra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo
Explanations in English  4  [1.2] a nest of three eggs
Explanations in French  5  [1.3] se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs
Examples  6  [1.436#] irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza.
Elementary words  7  iray, fototra
Analogs  8  roafototra, telofototra, efapototra

Updated on 2024/12/12