|
|
|
|

Entry1  ireo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina
Root  4  io
Compound words 
Titles  7  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety (Ravalison Edmond)
8  Ny marina momba ireo vagao telon'i Moramanga (Dama Robert)
Tables and plates  9  All the pronouns

Anagrams  10  eroy, ireo

Updated on 2025/01/21