|
|
|
|

Entry1  itandroana
Root  2  tandro
Part of speech  3  relative verb
Explanations in French  4  [1.3#668]
Examples  5  Ary, araka izay voatsikera ny amin'ny fomba samy hafa itandroana ny fihavanana eo am-pandaharana, ny fomba samy hafa anohinana ny fo, ny fomba samy hafa handonana ny eritreritra, moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra? [2.298#148]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  itandrovana

Anagrams  11  ady an-trano, andraotany, andritanao, androatany, atandrinao, itandroana, tandrainao

Updated on 2021/03/26