Entry | 1 itarina |
Root | 2 itatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Halehibeazina, halalahina: Nitariko hatrerỳ am-bavahady ny tanimbolim-boninkazoko Ampitomboina, na habe na habetsahana: Itaro isan' andro ny fahalalanao Ampitomboina ara-pilazana: Nitarinao ny filazana ny zavatra, ry Ikoto: olona efapolo raha misy no tonga ka nolazainao hoe roanjato |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |