|
|
|
|

Entry1  izaitsizy
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala
Explanations in English  4  [1.7] exceedingly, excessively
Explanations in French  5  [1.8] excessivement
Other spellings  6  izaytsyizy

Updated on 2024/12/12