Entry (1/2) | 1 jabora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia 4 Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [1.1] 5 menaka azo avy amin'ny biby [1.13] |
Explanations in English |
6 beef tallow [1.7] |
Explanations in French |
7 suif. [Tankarana]
[1.19] 8 suif [1.8] 9 graisse, suif [1.13] |
Phytonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word jabora |
Entry (2/2) | 12 jabora |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Karazana hala maitsomaitso [1.1] |
Vocabulary |
15 Zoology: invertebrates |
Updated on 2020/07/31 |