Entry | jadonana (jadona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsatohana:
Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Sur quoi on plante, on fiche quelque chose:
Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi) Figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | andanjao, jadonana |
Updated on 2023/02/19 |