|
|
|
|

Entry (1/6)1  Jakoba
Part of speech  2  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... [1.38#432]
Vocabulary  4  Holy Scriptures
Biblical quotes  5  Chapters and verses mentioning Jakoba
Article  6  Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Entry (2/6)7  Jakoba
Part of speech  8  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  9  Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... [1.38#435]
Explanations in English  10  James, the son of Zebedee [2.996]
Explanations in French  11  Jacques, fils de Zébédée [2.996]
Examples  12  Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [2.996]
Vocabulary  13  Holy Scriptures
Biblical quotes  14  Chapters and verses mentioning Jakoba
Article  15  Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Entry (3/6)16  Jakoba
Part of speech  17  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  18  Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... [1.38#432]
Explanations in English  19  James, the son of Alphaeus [3.1]
Explanations in French  20  Jacques, fils d'Alphée [3.1]
Vocabulary  21  Holy Scriptures
Biblical quotes  22  Chapters and verses mentioning Jakoba
Article  23  Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Entry (4/6)24  Jakoba
Part of speech  25  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  26  Jakoba rahalahin' ny Tompo... [1.38#432]
Vocabulary  27  Holy Scriptures
Biblical quotes  28  Chapters and verses mentioning Jakoba
Article  29  Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Entry (5/6)30  Jakoba
Part of speech  31  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  32  Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. [1.38#432]
Vocabulary  33  Holy Scriptures
Biblical quotes  34  Chapters and verses mentioning Jakoba
Article  35  Randzavola: Jakoba ao amin' ny Baiboly

Entry (6/6)36  Jakoba
Part of speech  37  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  38  Epistily nosoratan' i Jakoba [1.38#436]
Explanations in English  39  Letter of James [3.1]
Explanations in French  40  Epitre de Saint Jacques [3.1]
Vocabulary  41  Holy Scriptures

Updated on 2024/09/10