Entry | jamaikanina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo:
Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1] | |
Explanations in English | Jamaican [3.1] | |
Explanations in French | Jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: jamaïquain. | |
Analogs | Jamaika | |
Anagrams | jamaikanina, mijananaika |
Updated on 2020/07/31 |