|
|
|
|

Entry1  japirona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony

Updated on 2024/12/07