Entry | 1 jefijefy |
Root | 2 jefy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 jefy |
Updated on 2025/01/21 |