|
|
|
|

Entry1  jeografia
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika) [1.1]
Titles 

Updated on 2020/07/31