Entry | jihitra | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] | ||
Explanations in English | Dead; numb from cold [1.7] | ||
Explanations in French | Mort; engourdi par le froid [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2020/07/31 |