|
|
|
|

Entry1  jijina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina
tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny
Root  4  jijy
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  ijinja, jijina, jinjai, jinjay

Updated on 2025/01/21