|
|
|
|

Entry (1/3)1  jio
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra
5  Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1]
Explanations in French  6  Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3]
Compound words 

Entry (2/3)8  jio
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  vakim-bilana fakana afo [Bara] [1.78]

Entry (3/3)11  jio
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  fragment, têt, tesson. [Tankarana] [1.19]

Updated on 2023/10/26