Entry | 1 joadimariko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (fiovan' ny hoe Jadimariko) Teny tenenin' ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia hoe: tsy mihontsina nefa marikoriko te handoa [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |