|
|
|
|

Entry (1/4)1  jojy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso [1.1]

Entry (2/4)4  jojy
Part of speech  5  adjective
Explanations in French  6  gras, replet, crasseux. [Tankarana] [1.19]

Entry (3/4)7  jojy
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [Tanala] [1.78]

Entry (4/4)10  jojy
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  sasatra [Bara] [1.78]

Updated on 2020/07/31