Entry | 1 jomohina (jom) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Tsy be teny, tsy be resaka ara-toetra: Tsy mbola nahita zazavavy kely jomohina toy izany aho [1.1] |
Explanations in French | 4 qui est habituellement silencieux [1.3#299] |
Updated on 2021/06/24 |