Entry | 1 jonoina |
Root | 2 jono |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina amin' ny jono, alaina na tarihina amin' ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin' ny farany [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ajonony, anjonoy, ionjona, jonoina |
Updated on 2023/01/20 |