Entry | 1 kabinetra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray 4 Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1] |
Explanations in French |
5 Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3] |
Vocabulary |
6 Politique |
Anagrams | 7 kabinetra, natrebika |
Updated on 2020/07/31 |