Entry (1/2) | 1 kafiry |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy |
Explanations in English |
4 [1.7] miserly, very avaricious |
Explanations in French |
5 [1.3] Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif 6 [1.8] avare, ladre |
Examples |
7 Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona; [2.996] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 kafiry |
Part of speech | 11 adjective |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Sihanaka]
sompatra, mpamosavy |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |