Entry (1/2) | 1 kalaina |
Root | 2 laina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Kamo amin' izay atao rehetra, tsy manana fahazotoana [1.1] |
Explanations in English |
5 a lazy fellow [1.2] |
Explanations in French |
6 paresseux de mauvaise volonté [1.3#305] |
Examples |
7 Votsa saina sy kalaina [2.285] |
Synonyms | 8 kalaimpory |
Entry (2/2) | 9 kalaina |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 chef, patron [1.60#161] |
Anagrams | 12 kalaina, lakaina |
Updated on 2023/01/20 |