Entry | 1 kalesy |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Transportation |
Explanations in Malagasy |
4 Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly 5 Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1] |
Explanations in English |
6 a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7] |
Explanations in French |
7 calèche; wagon de chemin de fer [1.8] 8 calèche, voiture, chariot [1.13] |
Examples |
9 Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#] 10 rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#] 11 Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#] |
Compound words |
|
Article |
14 Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/08/11 |