Entry | 1 kamahana |
Root | 2 fahana |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1] |
Explanations in French |
6 la becquée, la pâture portée en becquée [1.3] |
Examples |
7 Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#] |
Anagrams | 8 kamahana, manahaka |
Updated on 2023/02/03 |