Entry | 1 kamambe |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |