Entry | 1 kamifaoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana ahalalana koa ny ravintsara, izay akana menaka misy fofony manitra fanao fanafody (Cinnamomum camphora) |
Explanations in French |
4 [1.196] (de l'anglais « camphor »). Nom donné au camphre utilisé en pharmacie et, par extension, au camphrier, Cinnamomum camphora (L.) J.Presl (Lauraceae). Ce même arbre, planté comme arbre d'ornement à Tananarive, est plus connu aujourd'hui sous le nom de ravintsara. [Merina]
|
Examples |
5 Ny dité sy ny kafe sy ny paraky sy ny kininina ary ny kamifaoro, ets. [1.357#] |
Vocabulary |
6 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 8 ikaforoam, kamifaoro, mikaforoa |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |