Entry 1/2 kanahitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina sahala amin' ny androbe [1.1]
Vocabulary 

Entry 2/2 kanahitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely tahatahaka ny famakiloha izay inoan' ny olona fa misy poizina raha manaikitra [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31