|
|
|
|

Entry1  kanakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ganagana [Tanala, Tanosy] [1.78]
4  Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [1.1]
Explanations in English  5  a tame duck [1.7]
Explanations in French  6  cane, canard domestique [1.8]
Vocabulary  7  Zoology: birds
Synonyms  8  gana, ganagana, vorombazaha

Anagrams  9  kanakana, nakanaka

Updated on 2020/07/31