Entry 1/2 | kanina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1] | |
Synonyms | tsikanina | |
Entry 2/2 | kañina | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Tsy ambinina [1.78] | |
Anagrams | ankina, kanina, kinana |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |