Entry | 1 kankandio |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1] 4 [kakan-dio] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13] |
Explanations in French |
5 bilharzie [1.13] |
Vocabulary |
6 Health |
Synonyms | 7 sokoraty |
Anagrams | 8 kankandio, nandikako |
Updated on 2020/07/31 |