|
|
|
|

Entry1  kansera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io
Vocabulary  4  Health

Updated on 2024/12/07