Entry | 1 kaody |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 kaodikaody |
Analogs | 8 haolo, milodilody |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word kaody |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |