|
|
|
|

Entry (1/2)1  kaonitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zoron-trano mandroso kely ka manjary toa haingony
Explanations in French  4  [1.3] saillie extérieure des angles des maisons

Entry (2/2)5  kaonitra
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Efa manify sady fohy ny volony
Explanations in French  8  [1.3] dont les cheveux deviennent rares et courts
honteux

Anagrams  9  akatrony, akitrano, akotrany, ankoatry, antraiko, atraniko, iantrako, ikotrana, kaonitra, kitroana, kotraina, naotrika, natariko, natraiko, natrokay, niokatra, nirotaka, nitarako, nitaroka, nitoraka, nitroaka, notakari, ranitako, tany roka, taraniko, tinoraka

Updated on 2025/01/21