|
|
|
|

Entry1  kaonty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany
Explanations in English  4  [1.7] an account
Explanations in French  5  [1.8] compte
Examples  6  Mpanao kaonty no asako. [2.4#]
7  Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#]
8  Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Titles  20  Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21