Entry | 1 kaozatra |
Root | 2 ozatra |
Part of speech | 3 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1] |
Explanations in English |
7 very thin, emaciated [1.7] |
Explanations in French |
8 très maigre, décharné [1.8] |
Examples |
9 Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [2.472#] |
Anagrams | 10 kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Updated on 2023/02/03 |