|
|
|
|

Entry1  kapitalisma
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny
Examples  4  [1.369#] Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena.
Vocabulary  5  Economy: finances, management
Compound words 

Updated on 2024/12/07