Entry | 1 kapohina |
Root | 2 kapoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hoditra vao hamidy 5 Vonoina amin-tanana na zavatra: Kapohina ny zaza maditra 6 Sazina, faizina: Kapohin' Andriamanitra ny ratsy fanahy [1.1] |
Explanations in English |
7 to be beaten, to be flogged [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on bat, qu'on frappe [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word kapohina |
Anagrams | 15 hakapony, hakopany, hokapain, hokinapa, ikapohan, ikopahan, kapohina, kopahina, nahipoka, nihapoka, nihopaka, nikapoha, nikopaha, panahiko |
Updated on 2023/01/20 |