|
|
|
|

Entry1  kapoly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [Taisaka, Tandroy, Tsimihety] [1.1]
Vocabulary  4  Botany: tree

Anagrams  5  kapoly, kolipa, piloka

Updated on 2020/07/31