|
|
|
|

Entry1  kararavina
Root  2  ravina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.10#K.98] manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny
5  [1.1] Manify dia manify
Explanations in French  6  [1.3#313] très mince comme une toile d'araignée
Examples  7  Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996]
Analogs  8  elatr' angidina

Updated on 2023/02/03