|
|
|
|

Entry1  karatoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1]
Explanations in French  4  loquet [1.3]

Anagrams  5  akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka

Updated on 2020/07/31