Entry | 1 karenina |
Root | 2 renina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara ary koa ny vilany tsy dia malady loatra |
Explanations in French |
5 [1.3#314] qui n'écoute rien, têtu se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu |
Anagrams | 6 ankareny, arin-kena, karenany, karenina, nanerika |
Updated on 2023/01/20 |