Entry | 1 karohina |
Root | 2 karoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very 5 Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany 6 Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao [1.1] |
Explanations in English |
7 to be investigated; to be sought; cf tady, zaha [1.7] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 karofana |
Anagrams | 13 hakarony, hakorain, hakorany, hakorian, hanariko, hanikora, hanirako, hanorika, harakony, haraniko, hikorana, hiranoka, hironaka, hokarina, ikarohan, ikorahan, karohina, narahiko, niharako, niharoka, nihoraka, nikaroha, nikoraha, rahaniko |
Updated on 2023/01/20 |