Entry | 1 kase |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase) 4 Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1] |
Explanations in English |
5 a stamp, a seal [1.7] |
Explanations in French |
6 cachet, empreinte de cachet [1.8] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 kase, kesa, seka |
Updated on 2021/10/02 |