Entry | 1 katibo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [Taimoro]
[1.1] |
Anagrams | 4 bitako, katibo, kibota, taboky |
Updated on 2020/07/31 |