|
|
|
|

Entry1  katsa-drahana
Elementary words  2  katsaka, rahana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray

Updated on 2024/12/07