Entry | 1 katsahina |
Root | 2 katsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina 5 Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
6 to be searched for, to be sought [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on cherche [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ahantsika, hatsikana, katsahina |
Updated on 2023/01/20 |