Entry | 1 kentana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka |
Explanations in French |
4 [1.3#322] Petit, fluet mais vif, alerte |
Examples |
5 Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470#] |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |