|
|
|
|

Entry1  keoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [1.1]
4  tatatra kely atao amin'ny piesy iray [1.13]
Explanations in French  5  gorge, cannelure [1.13]
Vocabulary  6  Technology

Anagrams  7  akoke, kaoke, keoka, koake

Updated on 2020/07/31