|
|
|
|

Entry1  Ketaka
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ
Examples  4  [2.4] Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna.
5  [2.48] ka indro ketaka, tsy vavy io fa Lahy;
Vocabulary  6  First Name (girl)
Other spellings  7  iketaka

Updated on 2024/12/12